Entry (1/5) | 1 tonta |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo |
Explanations in English |
8 [1.7] a trap |
Explanations in French |
9 [1.8] piège |
Entry (2/5) | 10 tonta |
Part of speech | 11 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta |
Explanations in English |
14 [1.7] one side of a quarrel |
Entry (3/5) | 15 tonta |
Part of speech | 16 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Fanjerana zavatra atao miavovona Vono atao amin' ny fively na torabato Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra Fanaovana antontany, fampifanongoavana |
Entry (4/5) | 25 tonta |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.78] [Tambahoaka]
valamparihy |
Entry (5/5) | 28 tonta |
Part of speech | 29 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba |
Explanations in French |
33 [1.8] vieux, usé, détérioré |
Analogs | 34 antitra, tranainy, lany andro, ela niasana, ela nanaovana, maintimolaly, mandalambitsika, rovitra, simba, rombina, taloha, efa navalona, lany mondro |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |