|
|
|
|

Entry (1/5)1  tratra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  53 words containing tratra
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko
Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho
Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany
Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana
Explanations in English  12  [1.2, 1.7] overtaken
13  [1.7] caught
Explanations in French  14  [1.8] attrapé, pris, atteint
Examples  15  [2.472] Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka
Proverbs  16  Proverbs containing the word tratra

Entry (2/5)17  tratra
Part of speech  18  noun
Morphology 
19  Simple :
20  Simple :
Derivatives 
21  Passive verbs :
All compound words  22  19 words containing tratra
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo.
Explanations in English  24  [1.2] the breast
25  [1.7] the chest
Explanations in French  26  [1.3, 1.8] la poitrine
27  [1.3] le poitrail
Examples  28  [2.470] Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony
Vocabulary  29  Biology
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  45  Proverbs containing the word tratra

Entry (3/5)46  tratra
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48  [1.78] [Tambahoaka] refy

Entry (4/5)49  tratra
Part of speech  50  noun
Explanations in Malagasy  51  [1.78] [Taisaka] fifanarahana

Entry (5/5)52  tratra
Part of speech  53  noun
Explanations in French  54  [1.196] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka]
Vocabulary  55  Botany

Updated on 2025/08/10