|
|
|
|

Entry (1/4)1  vinany
Part of speech  2  noun
All compound words  3  16 words containing vinany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina
Explanations in English  5  [1.7] the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea
Explanations in French  6  [1.8] confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve
Vocabulary  7  Geography: (in general)

Entry (2/4)8  vinany
Part of speech  9  noun
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!)
Explanations in English  22  [1.7] a guess, a conjecture; a prediction
Explanations in French  23  [1.3, 1.8] conjecture; prédiction
24  [1.3] divination, prophétie
action d'estimer, de calculer peu à près
Examples  25  [2.471] Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony
Vocabulary  26  Philosophy

Entry (3/4)27  vinany
Part of speech  28  noun vina and pronoun
Root  29  vina
Explanations in English  30  [3.1] its probability
Explanations in French  31  [3.1] sa probabilité

Entry (4/4)32  Vinany
Part of speech  33  name (toponym) [Full list]
Elementary words  34  vinany
Vocabulary  35  Geography: towns

Anagrams  36  niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, vinany, Vinany

Updated on 2025/08/10