Entry (1/3) | 1 vorondolo |
Elementary words | 2 vorona, 3 lolo |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1] |
Explanations in English |
6 an owl [1.7] |
Explanations in French |
7 hibou [1.54, 2.415, 1.8] |
Examples |
8 vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina.
[2.499#]
9 Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470] |
Vocabulary | 10 Zoology: birds |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Article | 12 Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 13 vorondolo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415] |
Entry (3/3) | 16 Vorondolo |
Elementary words | 17 vorona, 18 lolo |
Part of speech | 19 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary | 20 Geography: towns |
Anagrams | 21 vorondolo, Vorondolo |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |