|
|
|
|

Entry1  zavona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
All compound words  8  12 words containing zavona
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona.
Explanations in English  10  [1.7] mist, fog
Explanations in French  11  [1.3, 1.8] brouillard
12  [1.8] brume
Examples  13  [2.499] zavona fotsy no isatrohany matetika.
14  [2.324] Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
15  [2.470] Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny.
Vocabulary  16  Meteorology
Proverbs  17  Proverbs containing the word zavona

Anagrams  18  vazano, zavona

Updated on 2025/08/10