Entry |
manitsy
(hitsy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao
[1.1]
|
Explanations in French | Redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier:
Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi) [1.3]
|
| Dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13]
|
Examples |
1 | Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano.
[2.528]
|
2 | Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manitsy |
Past : |
nanitsy |
Future : |
hanitsy |
Imperative : |
manitsia |
|
Analogs |
manarina |
Proverbs |
|
Entry |
manitsy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
mangatsiatsiaka
[1.78]
|
| [Tanala]
mangatsiaka
[1.78]
|
Synonyms | |
|