Entry |
misaraka
(saraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika.
[1.1]
|
Explanations in English | To separate [1.7]
|
Explanations in French | Se séparer [1.8]
|
Examples | Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety.
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
misaraka |
Past : |
nisaraka |
Future : |
hisaraka |
Imperative : |
misaraha |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Proverbs |
|