Entry |
ohabolana
|
Elementary words | ohatra ; volana |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana)
[1.1]
|
Explanations in English | A proverb [1.2, 1.7]
|
| An adage, a trite saying [1.2]
|
Explanations in French | Proverbe [1.8]
|
Examples | dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
[2.48]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Hyponyms |
|
Tables and plates |
|
Illustrations |
|
|
Entry |
Ohabolana
|
Elementary words | ohabolana |
Part of speech | name (biblical book)
|
Explanations in English | Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Explanations in Malagasy |
[1.38]
|
Explanations in English | Proverbs: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Explanations in French | Proverbes: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Vocabulary |
|