Entry | zavona | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1] | |||||||||
Explanations in English | Mist, fog [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Brouillard [1.3, 1.8] | |||||||||
Brume [1.8] | ||||||||||
Examples |
| |||||||||
Vocabulary | Meteorology | |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Toponyms |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word zavona | |||||||||
Anagrams | vazano, zavona |
Updated on 2023/06/05 |