|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahatafintohina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Raha avy ny loza ny patsa iray tsy omby vava. [2.558 #3556]
Raha avy ny loza, ny patsa iray tsy omby vava, ny tain' akoho mahatafintohina. [2.415 #2655, 2.653 #2641] Raha avy ny loza, patsa iray tsy omby vava, ny tain' akoho mahata-fintohina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Quand le malheur est là, une chevrette est trop grande pour la bouche, et un excrément de poulet vous fait tomber. [2.165]
Quand vient l'adversité, une chevrette est trop grande pour la bouche, et une fiente de poule fait trébucher. [2.415 #2655] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Dans le malheur, rien ne réussit et on appréhende tout ; le chagrin ferme la bouche et rend faible. [2.415 #2655] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Raha tsy hety ny atao, ny tain' akoho aza maha-tafintohina, ny patsa iray tsy omby vava ; ary raha hety kosa ny atao, ny saobakaka aza Raha tsy mety ny atao, tain' akoho aza | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Si l' entreprise ne doit pas réussir, une fiente de poule suffit pour faire trébucher et une chevrette est trop grosse pour la bouche ; si au contraire, elle doit réussir il suffit d' un crapaud pour arroser les pépinières de riz et une souche d' arbre retirée des rizières se change en esclave. [2.415 #2239] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Un rien suffit lorsque la destinée est de réussir. [2.415 #2239] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|