Entry | 1 adim-pamantaranandro |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 ady, famantaranandro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny |
Explanations in French |
5 [1.3] Heure |
Vocabulary |
6 Time |
Synonyms | 7 adiny |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |