|
|
|
|

Teny iditra 1  abony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
4 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
5 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Fourberie, cajolerie [1.3]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tsipelina hafa  20 abosy, ambosy
Tovy hevitra  21 bony
Mpanahaka  22  angoly, 23  antohim-bato, 24  bontsina, 25  doka, 26  fahan-dalitra, 27  fandriamalemy lafika, 28  fangopangoka, 29  fo omena, 30  kobaka am-bava, 31  lango malemy, 32  lokanga hisatra, 33  pasopasoka, 34  risika, 35  robo, 36  roboka, 37  ronono an-tavy, 38  safosafo, 39  safosiaka, 40  safovody, 41  sarory, 42  saroro, 43  sodika, 44  solia, 45  sombe, 46  sombia, 47  tambitamby, 48  taona, 49  teny malefaka, 50  toho-tsofina, 51  tsetsaka, 52  vato mafana atolotra, 53  vohony, 54  volana hatenda, 55  volana mahadradraka

Fivaditsoratra  abony, 56 Boina, boina, 57 bonia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/27