|
|
|
|

Entry1  ampahafolo
Part of speech  2  noun
Root  3  folo
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5  [1.10#F635] ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo
6  [1.1#65] [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy
7  [1.13] zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy
Explanations in English  8  [1.2#199] [ampahafolony] one tenth
Explanations in French  9  [1.3#182, 1.5#122] [ampahafolony] un dixième
10  [1.13] dixième
International  11  [3.1] 1/10
Examples  12  [2.895#82] Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Analogs  14  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato

Updated on 2025/07/29