|
|
|
|

Entry1  ampahatelo
Part of speech  2  noun
Root  3  telo
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1#66] [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy
Explanations in English  7  [1.7] [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals)
Explanations in French  8  [1.3] [ampahatelony] le tiers
9  [1.13] [ampahatelony] tiers
10  [1.8] [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres)
Examples  11  [2.472#102] Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra
12  [2.996#14.23.5] ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka
13  [1.123] ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana
Vocabulary  14  Mathematics: arithmetic
Analogs  15  ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Proverbs  16  Proverbs containing the word ampahatelo

Updated on 2025/08/10