|
|
|
|

Entry1  arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Elementary words  2  arahaba, 3  miera, 4  loza, 5  amy, 6  antambo
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8  teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1]
Vocabulary  9  Forms of Address
Synonyms  10  arahaba tsy maty fo aman' aina

Updated on 2025/10/11