Entry | 1 atsy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [1.1] |
Explanations in English |
4 here (not in sight) [1.7] |
Explanations in French |
5 là, à une certaine distance [1.3#66] 6 ici, là (pas visible) [1.8] |
Examples |
7 Mandehana mividy atsy amin-dRasolo
[2.332#29]
8 Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 13 7 combinations of this word |
Analogs | 14 aty, ato, ao, atsy, atsikitra, any, aroa, ary, ety, eto, eo, etsy, etsikitra, eny, eroa, ery |
Anagrams | 15 atsy, 16 sita, 17 tasy, 18 tsia, 19 tsy a- |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |