|
|
|
|

Entry (1/4)1  dinika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
4  Adjectives :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fahakelezana, faharotsadrotsahana
Explanations in English  6  [1.2] anything small, minute detail
Explanations in French  7  [1.3#106] petitesse, ténuité

Entry (2/4)8  dinika
Part of speech  9  noun
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany
Explanations in English  16  [1.2] conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail
17  [1.7] careful examination
Explanations in French  18  [1.8] examen, consultation
Examples  19  [2.245] Ary vao izay no tohizina ny dinika.
20  [2.296] Faràno eto ity dinika voalohany ity.
Vocabulary  21  Philosophy

Entry (3/4)22  dinika
Part of speech  23  passive verb
Root  24  dika
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :
Explanations in Malagasy  28  [1.1] voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao
Explanations in French  29  [1.3#103] franchi, transgressé, traduit, transcrit
Synonyms  30  voadika, malinika

Entry (4/4)31  dinika
Part of speech  32  noun
Derivatives 
33  Active verbs :
34  Names :
Explanations in Malagasy  35  [1.1] Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha
Explanations in English  36  [1.7] chewing the cud
Explanations in French  37  [1.8] rumination
Vocabulary  38  Zoology: (in general)

Anagrams  39  daikin, dikain, dikany, dikina, dinaky, dinika, kadiny, kinady, nidika, nikady

Updated on 2025/07/29