|
|
|
|

Entry (1/2)1  enina
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
8  Adverbs :
All compound words  9  12 words containing enina
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona
Explanations in English  11  [1.7] six
Explanations in French  12  [1.3#126, 1.5, 1.8] six
International  13  [3.1] 6
VI
Examples  14  [2.59#15] Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona
15  [2.471] Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina
16  [4.27#2006/08/25] Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny
17  [2.445#10] Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka
Vocabulary  18  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  19  The Numbers
20  Addition
21  Multiplication
Article  22  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/2)23  enina
Part of speech  24  adjective
Derivatives 
25  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  28  [1.1] Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra
Explanations in French  29  [1.3#126] qui a sa part, pourvu, participant
Examples  30  [2.131] Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?


Anagrams  31  enain, enina, inena, naeny, nenai

Updated on 2025/08/10