Entry (1/3) | 1 gaga |
Part of speech | 2 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. |
Explanations in English |
11 [1.2] amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] 12 [1.7] astonished |
Explanations in French |
13 [1.3] Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) 14 [1.8] étonné, ébahi |
Examples |
15 [2.131] gaga aho raha tany Ambohimahagaga ary talanjona raha tery Andohatanjona 16 [2.470] Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. 17 [2.471] Hoy izy gaga nijery ahy tsara. |
Synonyms | 18 dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana |
Entry (2/3) | 19 gagà |
Part of speech | 20 imperative of adjective gaga [Full list] |
Examples |
21 [1.3] Admirez, soyez étonné |
Entry (3/3) | 22 gagà |
Part of speech | 23 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
25 [1.78] [Bara]
goaika |
Explanations in English |
26 [1.2] a provincial word for goaika [Mal. gagak.] |
Vocabulary |
27 Zoology: birds |
Synonyms | 28 goaga, goaka, goaika, goake, goaky |
Anagrams | 29 gagà, gaga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |