|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hanina |
| Fototeny | 2 hana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana.
[1.2] 6 to be eaten; cf. hìnana; [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on mange
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
8 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande)
[1.3]
9 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3] 10 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48] 11 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 18 hanina |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary
21 lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 food, victuals, viands, nourishment
[1.2] 23 food, nourishment [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 nourriture, vivres
[1.3, 1.8] 25 aliments [1.3] |
| Ohatra |
26 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture)
[1.3]
27 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3] |
| Mpanahaka | 28 angaredona, 29 fahana, 30 fanasana, 31 fialemana, 32 fibobohana, 33 fihinanambe, 34 filerana, 35 fotsyaritra, 36 halemana, 37 kabaka, 38 nahandro, 39 odiambavafo, 40 odilolo, 41 otrikanina, 42 sakafoambanyfoitra, 43 sakafomaivana, 44 sakafosikina, 45 sakafo, 46 sakafomborondolo, 47 sakafontsorohitra, 48 tsakitsaky, 49 tsakotsako, 50 tsindrintsakafo, 51 vatsy, 52 vonjyfo |
| Kamban-teny rehetra | 53 Fikambanana 49 amin' io teny io |
| Ohabolana | 54 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 55 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/4) | 56 hanina |
| Sokajin-teny | 57 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
58 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
59 longing, eager desire, affection; regret.
[1.2] 60 longing, regret [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
61 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime
[1.3] 62 regret causé par l'éloignement [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 66 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 67 hanin-tany |
| Ohabolana | 68 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 69 hañina |
| Sokajin-teny | 70 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
71 rivotra
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 72 Haitoetrandro |
| Fivaditsoratra | 73 Hananì, 74 hanany, hañina, hanina, 75 hinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|