|
|
|
|

Entry (1/2)1  maivana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  11 words containing maivana
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany
Explanations in English  10  [1.7] light in weight
Explanations in French  11  [1.3, 1.8] léger
12  [1.3] sans poids
figuré: sans portée, vite, léger
Examples  13  [2.4] Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana:
14  [2.48] ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra!
Antonyms  15  mavesatra

Entry (2/2)16  maivaña
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] sitrana

Anagrams  19  amavany, anaviam, maivana, maivaña, mañavay, manavia

Updated on 2025/08/10