|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroboka
Part of speech  2  active verb
Root  3  roboka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Explanations in English  9  [1.7] to plunge something into water, etc
Explanations in French  10  [1.3] plonger dans
11  [1.8] plonger dans l'eau, flotter
Analogs  12  manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandroboka

Entry (2/2)14  mandroboka
Part of speech  15  active verb
Root  16  roboka
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tambahoaka] mampirisika
22  [1.1] Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany?
Explanations in French  23  [1.3] cajoler, séduire
24  [1.8] séduire

Anagrams  25  andrombako, mandroboka

Updated on 2025/07/29