|
|
|
|

Entry (1/3)1  masina
Part of speech  2  adjective
Root  3  hasina
Morphology 
4  Simple :
5  Imperative :
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  41 words containing masina
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana,
Explanations in English  12  [1.2, 1.7] holy
13  [1.2] consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish
14  [1.7] sacred; possessing "mana" or supernatural power
Explanations in French  15  [1.8, 1.196] saint
16  [1.8] sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle
17  [1.196] efficace, sacré
Examples  18  [2.470] Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina.
19  [2.471] masina, ry Nosim-Baliha!...
20  [2.48] Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana;
Other spellings  21  masy
Proverbs  22  Proverbs containing the word masina

Entry (2/3)23  masìna
Part of speech  24  imperative of adjective masina [Full list]
Root  25  hasina
Explanations in French  26  [1.3]

Entry (3/3)27  masina
Part of speech  28  adjective
Morphology 
29  Present :
30  Past :
31  Future :
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] marikivy
33  [1.78] [Sihanaka, Tanala] makirana

Anagrams  34  anisam, mañasy, manasy, manisa, manisà, masìna, masina, nasaim, nasiam, nasima, niasam

Updated on 2025/08/10