Entry | 1 misaraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 saraka |
Morphology |
|
All compound words | 8 11 words containing misaraka |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. |
Explanations in English |
10 [1.7] to separate |
Explanations in French |
11 [1.8] se séparer |
Examples |
12 [2.471] Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. |
Analogs | 13 mihataka, miendaka, misara-bazana, manangana entra, miala, mialanalana, mihalangalana, misintona, mibifona, misintaka, mikipaka, mitsoaka, miempaka, mielakelaka, mizara, mivaky |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word misaraka |
Anagrams | 15 maka sary, misaraka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |