Entry | 1 mivonto |
Root | 2 vonto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1] |
Explanations in English |
5 to swell up, to puff out [1.7] |
Explanations in French |
6 s'enfler [1.8] 7 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
Examples |
8 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano;
[2.48]
|
Morphology |
|
All compound words | 13 2 combinations of this word |
Vocabulary | 14 Health |
Analogs | 15 mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |