Entry (1/2) | 1 molotra |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 6 17 words containing molotra |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona |
Explanations in English |
8 [1.7] the lips |
Explanations in French |
9 [1.3, 1.8] lèvre |
Examples |
10 [2.470] Io izy, hoy Katy nanondro molotra. 11 [2.471] Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. 12 [2.996] Ary ny molotrao ihany no mamely anao. |
Vocabulary |
13 Biology |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word molotra |
Entry (2/2) | 28 molotra |
Part of speech | 29 noun |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
31 [1.1] Sisina: molobilany |
Explanations in English |
32 [1.7] the rim of a kettle, etc. |
Explanations in French |
33 [1.3] lisière, rebord 34 [1.8] rebord d'une marmite, etc. |
Anagrams | 35 lomotra, molotra, toloram |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |