|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpiasabe |
| Singan-teny | 2 mpiasa, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a steady-going person.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany.
[2.470]
8 Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499] |
| Mpanahaka | 9 crentinaaminnysangany, 10 crmalemytsyazo, 11 crmanaradrenirano, 12 crmihako, 13 crolonkova, 14 andrainazy, 15 betsymiteny, 16 bonaika, 17 jinjinina, 18 jokotsoriaka, 19 jomo, 20 jomoka, 21 kofehymanarapanjaitra, 22 konetaka, 23 malemyandranombary, 24 malemymaozatra, 25 malemypaika, 26 manaikylembenana, 27 manaikylempona, 28 manaradriandrano, 29 manarakaambokonycr, 30 manarakaefa, 31 mongemahalatsaka, 32 mongena, 33 morabe, 34 morainy, 35 olombodo, 36 olombe, 37 olonkovabe, 38 rainazy, 39 tsysarotiny |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|