|
|
|
|

Entry (1/2)1  sitrana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1]
Explanations in English  4  healed, recovered from illness [1.7]
Explanations in French  5  guéri, rétabli [1.3#612]
6  guéri, rétabli après une maladie [1.8]
Examples  7  Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472]
Morphology 
8  Simple :
9  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  22  3 combinations of this word
Analogs  23  miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (2/2)25  sitràna
Part of speech  26  imperative of adjective sitrana [Full list]
Explanations in French  27  Soyez guéri [1.3#612]
Examples  28  Sitràna soa aman-tsara [1.1]

Anagrams  29 an-tsary, 30 ranitsa, 31 ratsina, 32 sanatry, 33 sañitra, 34 santria, 35 satrina, 36 sitrana, sitràna, 37 tsiraña

Updated on 2025/10/12