|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fify |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 takolaka
[Taimoro, Taisaka, Bara, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 4 takolaka [Bara] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the cheeks. [Mal. pipi, the cheek, the side of a door or gate.] See takolaka
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 joue
[Taisaka]
[1.82] 7 joue [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Teny iditra (2/4) | 13 fify |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Tsindrim-bankona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 In Imerina it means the guard iron of a plane
[Merina]
[1.2] |
| Voambolana | 17 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (3/4) | 18 fify |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 miramirana, falifaly, faly
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 21 fify |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 a word used with mena, as menafify, adj. A deep red.
[1.2] |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 121 menafify |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|