|
|
|
|

Entry (1/2)1  valy
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  15 words containing valy
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao
Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao
Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay
Explanations in French  12  [1.3#806] réponse à une question, à une lettre, réplique
figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense
Examples  13  [1.3#806] Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense)
14  [1.3#806] Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait)
15  [1.3#806] Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application)
Synonyms  16  famerenana, setry, tsimbalivaly
Proverbs  17  Proverbs containing the word valy

Entry (2/2)18  valy
Part of speech  19  noun
Derivatives 
20  Relative verbs :
21  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  27  [1.78] [Tambahoaka] vady

Anagrams  28  lavi, lavy, valy, vila

Updated on 2025/08/10