|
|
|
|

Entry1  vato
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany
Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato
Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona
Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana
Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany [1.1]
4  vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13]
Explanations in English  5  a stone, a rock [1.7]
6  a vote [1.7]
Explanations in French  7  pierre [1.8, 1.13]
8  roche, caillou [1.13]
9  gravelle [1.3]
10  calcul [1.54]
11  calcul rĂ©nal [1.13]
Examples  12  Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka. [2.356]
13  Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643]
14  Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  24  323 combinations of this word
Vocabulary  25  Geology
Hyponyms 
Proverbs  35  Proverbs containing that word
Article  36  Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly

Anagrams  37 tavo, 38 tova, 39 vato

Updated on 2025/10/11