|
|
|
|

Entry1  vidy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  36 words containing vidy
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza
Explanations in English  10  [1.7] price, value
Explanations in French  11  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] prix
12  [1.3, 1.5] valeur
Examples  13  [2.472] Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
Vocabulary  14  Economy: (in general)
Analogs  15  vanga
Proverbs  16  Proverbs containing the word vidy

Anagrams  17  vidi, vidy

Updated on 2025/08/10