|
|
|
|

Entry1  vizana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto [1.1]
Explanations in English  4  tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Explanations in French  5  fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3#838]
6  las, fatigué [1.8]
Examples  7  Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470]
8  Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  28  3 combinations of this word
Synonyms  29  vizaka
Analogs  30  vizaka, sasatra, valaka, lanaka, reraka, disaka, rontsona, ronjana, mangana, masaka, vahotra, ronaka, honaka, marafoka, refona, tominjana, valalanina, monaina, savolaina, trotraka, toro, torovana, fotsy angola, mirozirozy, tsy mahahetsika, maty hentona
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Anagrams  32 vazina, 33 vizana

Updated on 2025/10/08