|
|
|
|

Entry1  vomanga
Part of speech  2  noun
All compound words  3  15 words containing vomanga
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina
Explanations in English  5  [1.7] sweet potatoes
Explanations in French  6  [1.8] patate
7  [1.196] (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina]
Examples  8  [2.587#] Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga
9  [2.69#228] Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho
Vocabulary  10  Botany: vegetable
Analogs  11  bageda, batata, bele, bokala, kimoky, kirangomena, mbizo
Scientific name 
Proverbs  13  Proverbs containing the word vomanga
Illustrations 
14 

Anagrams  15  avangom, avongam, vangoam, vomanga

Updated on 2025/08/10