|
|
|
|

Entry1  zaitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany!
Explanations in English  11  [1.7] sewing
Explanations in French  12  [1.8] couture
Examples  13  [2.472] Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.

Updated on 2025/08/10