Entry |
kamo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
[1.1]
|
Explanations in English | Lazy; lacking in appetite [1.7]
|
Explanations in French | Paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
|
Examples | -- Ity leitsy kamo a!
[2.470]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
kamo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
|
Synonyms | |
|