Entry |
sisika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
[1.1]
|
Explanations in English | Forced in between [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
|
Morphology |
Simple : |
sisika,
sisiko,
sisikao,
sisiny,
sisitsika,
sisikay,
sisikareo,
sisik',
sisi- |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
sisika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|
Entry |
sisika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Blanc de casse [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|