| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : rahavana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [2.558 #2582]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Raha ho faty aho, matesa rahavana ; raha ho faty rahavana, matesa ny omby. [2.653 #2658, 2.974 #85]
|
| Dikanteny frantsay | (Ne pas dire:) Si je dois mourir périssent les parents ; si les parents doivent mourir, périssent les bœufs. [2.974 #85]
|
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Rahavana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [2.165]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [2.653 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [2.558 #3657, 1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Si mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|