|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afosa
Fototeny  2 fosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mifosa, manaratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of the person who is denounced as being bad [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  afosa
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 volana fahadimy amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
13 volana fahatelo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
14 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  15  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  afosa, 91 asafo, 92 faosa, 93 fasoa, 94 ofasa, 95 saofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09