|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 jona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran' ny volana fahenina amin' ny taona, misy andro 30
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 June
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 juin
[3.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 7 jiona |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
83 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/4) | 84 jona |
| Sokajin-teny | 85 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
86 tandrify fikendry
[Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 87 Jona |
| Sokajin-teny | 88 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
89 Randzavola: Jona amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
90 Jonah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
91 Jonas: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 92 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 93 jonasa, jonasa |
| Teny iditra (4/4) | 94 Jona |
| Sokajin-teny | 95 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
96 Randzavola: Jona amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
97 Jonah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
98 Jonas
[2.996] |
| Voambolana | 99 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 100 jonasa, jonasa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 101 Toko sy andininy momba Jona |
| Fivaditsoratra | 102 anjo, 103 jano, Jona, jona, 104 njoa, 105 onja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|