Entry | avrily | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1] | |
Explanations in English | April [3.1] | |
Explanations in French | Avril [3.1] | |
Vocabulary | Time | |
Synonyms | aprily | |
Origin | French: avril. | |
Tables and plates | Measure of Time | |
Updated on 2020/07/31 |