|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanvie |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie [1.1#1055] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 January [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 janvier [3.1] |
| Ohatra |
6 Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa.
[2.285#]
|
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Tovy hevitra | 8janoary |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
85 Fizaran' andro |
| Fivaditsoratra | 86 vezina, 87 zanvie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|