|
|
|
|

Entry1  anatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao
Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] advice, admonition
10  [1.2] counsel, instruction, correction, reproof, rebuke
Explanations in French  11  [1.8] conseil, admonition
Proverbs  12  Proverbs containing the word anatra

Anagrams  13  aatran, anatra, antara, aranta, atrana, naatra, natara, rataƱa, tarana

Updated on 2025/07/29