Entry (1/2) | 1 folaka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words | 8 19 words containing folaka |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. |
Explanations in English |
10 [1.7] broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox |
Explanations in French |
11 [1.13] fracturé |
Examples |
12 [2.503] Farany, ny ainy no folaka an-dantony! 13 [2.69] Inona ary izany : folaka antsy fotsy? 14 [2.643] folaka ny vozona raha miondri-dava izao. |
Analogs | 15 pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka, oritra |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word folaka |
Entry (2/2) | 17 folaka |
Part of speech | 18 noun |
All compound words |
|
Explanations in French |
21 [1.13] foulure, fracture |
Anagrams | 22 afolak, falako, folaka, kolafa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |