|
|
|
|

Entry1  hady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
Explanations in English  4  a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
5  a pit, a hole, a ditch [1.7]
Explanations in French  6  fossé; action de creuser [1.8, 1.5#131]
Examples  7  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
8  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
9  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  25  28 combinations of this word
Proverbs  26  Proverbs containing that word
Quotes  27  Texts mentioning this word

Anagrams  28 dahy, 29 diha, 30 hady

Updated on 2025/10/11