|
|
|
|

Entry (1/2)1  handrina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko
4  [1.78] [Betsimisaraka] [handriña] handrina
Explanations in English  5  [1.7] the forehead
Explanations in French  6  [1.3] front
7  [1.8] le front
Examples  8  [2.817#] Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana.
9  [2.470#] mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany!
Vocabulary  10  Biology
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word handrina
Article  32  Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)33  handrina
Part of speech  34  noun
Explanations in French  35  [1.3] menace, regard hardi ou irrité
Vocabulary  36  Emotions
Derivatives 
37  Names :
Compound words 

Anagrams  39  ahandrin, hanandry, handrain, handrian, handrina, hiandran, hindrana, nahandri

Updated on 2025/02/02