|
|
|
|

Teny iditra1  kanety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a marble (plaything) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bille (jouet) [1.8]
Voambolana  6  Kilalao
Kamban-teny rehetra  7 kanety vazaha
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 ankety, kanety, 10 Kenita, 11 ketañy, 12 ketina, 13 tanike

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09