|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asampinga |
| Singan-teny | 2 asa, 3 ampinga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (na marakely) matson' ny ankizy manao fiaraha-mihetsika amin' ny ampinga sy hazo kely toa tehina solo-na lefona
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|