|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongo-dovia |
| Singan-teny | 2 tongotra, 3 lovia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
6 Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 course à cloche-pied
[1.13] |
| Voambolana | 8 Fanatanjahan-tena |
| Mpanahaka | 9 manaogisalahymatyvady, 10 manaotongodovia |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|