|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 anjaingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Honkona atao amin' ny loha tehina Ny antsetran' ny lefona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 same as anjonjany [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance [1.3] |
| Teny iditra (2/3) | 6 anjaingy |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut [1.3] |
| Voambolana | 11 Kilalao |
| Teny iditra (3/3) | 12 anjaingy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 same as ambosy [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|